Entry | 1 bango an-katoka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona (bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka |
Explanations in English |
4 [1.2] [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. |
Vocabulary |
5 Hairstyles |
Elementary words | 6 bango, hatoka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |